Full text: Reichs-Gesetzblatt. 1885. (19)

der meistbegünstigten Nation eingeräumt 
werden. 
Artikel III. 
Diese Konvention soll von beiden Hohen 
vertragschließenden Theilen ratifizirt, und 
die Ratifikations-Urkunden sollen beiden 
Regierungen durch Vermittelung des 
deutschen Konsulats in Tamatave über- 
sandt werden. 
Diese Konvention wird in dem König- 
reich Madagaskar mit dem Tage der 
Ratifizirung durch Ihre Majestät die 
Königin von Madagaskar, welche so 
früh als möglich innerhalb von drei 
Monaten nach der Unterzeichnung er- 
folgen soll, und in dem Deutschen Reich 
mit dem Tage ihrer Ratifizirung durch 
Seine Majestät den Deutschen Kaiser, 
König von Preußen, welche sobald als 
möglich innerhalb von sechs Monaten 
nach der Ratifizirung durch Ihre Ma- 
jestät die Königin von Madagaskar statt- 
finden soll, in Kraft treten. 
In doppelten, in deutscher und male- 
gassischer Sprache ausgefertigten Origi- 
nalen, unter Anheftung einer englischen 
Uebersetzung, unterzeichnet und gesiegelt 
zu Berlin, den 15. Mai des Jahres 1883. 
(L. S.) Graf von Hatzfeldt. 
168 — 
amy uy ankehitriny, na homena 
amy ny Acoriana, araka uy lalän 
Izany tany izany, toraka izay omena 
ny masoivohon #y diplomatika sy 
ny an 'ny consular ary ny an 'ny 
tantsambo sy ny agents, ary ny 
manamboninahitra sy amy ny va- 
hoaka sy olona avy amy ny sre— 
nena mahazo soa be indrindra. 
Toko III. 
Ity Fanekena ity ho hamarinin 
yOlona Ambony koa tonta mi 
faneky; ary #yF taratasy fanamari- 
nana, hampanaterina amy U Co- 
vernamenta roa amy ny alalaän #ny 
Consulate ny German ao Tamatave. 
Ity Fanekena ity hanankery ac amy 
ny Fanjakany Madagascar hatr amy 
ny andro izay hanamarinany Her 
Majesty Mpanjaka ny Madagascar 
àzy; ary IZany fanamarinana iany 
dia hataony faingana, araka izay 
azo atao, ao anatin 'ny telo volana 
nanaovana sonia ity; ary hanankery 
ao amy ny German Empire iry, 
hatr amy ny andro nanacvany 
His Majesty Emperor ny German, 
Mpanjaka ny Prussia fanamarinana 
azy; ary izany fanamarinana izany, 
dia hataony faingana, ao anatin ’ny 
enim bolana, aorian ny nanamarina 
ny Her Majesty Mpanjaka ny Ma- 
dagascar azy. 
Nasiana sonia sy kase amy ny 
taratasy roa nosoeratana amy uy 
teny german Sy malagasy, iza Samy 
misy dikany teny engilisy nakam- 
bana aminy ayy, tao Berlin tamy 
Mnuy faha 15 May, ny taona 1883. 
Ravoninahitrini rivo. 
Ramaniraka. 
(L. S.) 
 
	        
Waiting...

Note to user

Dear user,

In response to current developments in the web technology used by the Goobi viewer, the software no longer supports your browser.

Please use one of the following browsers to display this page correctly.

Thank you.